Faly miarahaba anao tonga soa eto amin'ny tranonkalan'ny Fiangonana Protestanta Tranovato Ambohimalaza Firaisana. Ho aminao anie ny fiadanan'ny Tompo !
04/01/2026 : Fihaonan'ny Mpitandrina vaovao RANDRIANARISOA Satarivony mivady sy ny Filan-kevi-pitantanana