Faly miarahaba anao tonga soa eto amin'ny tranonkalan'ny Fiangonana Protestanta Tranovato Ambohimalaza Firaisana. Ho aminao anie ny fiadanan'ny Tompo !
28/12/2025 : Fitokanana Diakona 4 mianadahy sy fandraisana katekomena 14 mianadahy, andiany farany nampianarin’ny Mpitandrina Rakotoson Philippe