Ny Baiboly Masina

Tafika masina natao teny Ambohijatovo sy Analakely

Tafika masina nataon'ny mpianatra Sekolin'ny Tenin'Andriamanitra teny Analakely sy Ambohijatovo ny 13 Jolay 2019 maraina.
Natao tamin'ny olona miisa 28 izany fitoriana filazantsara izany. Nomena mofo 20 sy akondro 8 kilao sasany koa izy ireo.
Misaotra ny Tompo fa tena nanana fahasahiana tanteraka ny ankizy ary nifandrombahan'izy ireo ny fampitana ny Tenin'Andriamanitra.
Faly ny ankizy ary mbola mangetaheta ny hanohy ny asa fitoriana amin'ny fotoana manaraka.
VONINAHITRA HO AN'ANDRIAMANITRA IRERY IHANY.