Faly miarahaba anao tonga soa eto amin'ny tranonkalan'ny Fiangonana Protestanta Tranovato Ambohimalaza Firaisana. Ho aminao anie ny fiadanan'ny Tompo !
19 Janoary 2025 : Fiarahabana ireo Zokiolona , Ny Mpitandrina mivady , ireo afa-panadinana 2024 . Ny mpitoriteny : Ny Mpitandrina RANDRIANARISOA Satanarivony