Faly miarahaba anao tonga soa eto amin'ny tranonkalan'ny Fiangonana Protestanta Tranovato Ambohimalaza Firaisana. Ho aminao anie ny fiadanan'ny Tompo !
31 Desambra 2023 : Fankalazana ny Jobily faha 10 taona (FPTAF) sy 50 taona nitandreman’ny Mpitandrina RAKOTOSON Philippe mivady