Faly miarahaba anao tonga soa eto amin'ny tranonkalan'ny Fiangonana Protestanta Tranovato Ambohimalaza Firaisana. Ho aminao anie ny fiadanan'ny Tompo !
Famaritana ny tany antsinanana, niarahana tamin’ny solotenan'ny FLKP, ny géomètre, ny Président Fokotany ary ny solotenan'ny tompon-tany manodidina. Nofaranana tamin’ny fanalana hetaheta.